Comedy gasy, dihy manal'azy

Fri, 30 Sep, 2022 at 07:00 pm to Sat, 01 Oct, 2022 at 03:00 am

Berthold-Beitz-Boulevard 490, 45141 Essen, Deutschland | Essen

Manja Katzwinkel
Publisher/HostManja Katzwinkel
Comedy gasy, dihy manal'azy
Advertisement
+++Comedy d'manal'azy+++
Valaky ny handavanandro?
Te hi-défoule sy hanal'azy, hanala 'zay mandreraka rehetra any?
'Ndao ary! Tongava @ io fa hivanitika aloha isika @ teny malagasy izay mamintsika avy eo hihetsika sy handihy ;-)

19:00-20:00
Entrée / Einlass

20:00-22:00
**Comedy stand up malagasy**
atolotr'ireo comédiens - nouvelle génération:
"Vonjy, Chef Rija, Tsutsu Apulad'art ary Auggy"

22:00-3:30
Cabaret dinner dansant hentanin'i
"Orkesitra MPM - Musikprojekt Madagaskar"
izay niseho voalohany tany Bremen t@ volana May teo, ka nahafapo ny rehetra!

**RESERVATION DE PLACE OBLIGATOIRE**
>>> voafetra ny toerana!!! <<<
Prix de réservation: 5€
Prix d'entrée: 20€
Hisy sakafo malagasy mafana amidy @ vidiny mirary.
Ny fanaovana réservation sy ny info fanampiny toy ny arrêt bus na hotely manodidina, sns dia ho hitanao ato:
https://www.event-mada-feeling.de/
Advertisement

Event Venue

Berthold-Beitz-Boulevard 490, 45141 Essen, Deutschland, Essen, Germany

Tickets

Icon
Concerts, fests, parties, meetups - all the happenings, one place.

Discover more events by tags:

Comedy in EssenFood-drinks in Essen

Ask AI if this event suits you: