Mivavaka miaraka amin'i Masina Maria - Andro fahatelo

Thu May 06 2021 at 04:00 am to 11:45 pm

online | Online

Mivavaka miaraka amin'i Masina Maria - Andro fahatelo
Advertisement
Mistery Manazava
Tohin'ny vavaka nentanin'ny Papa Fransoa,
Amporisihina hatrany isika:
. hiomana tsara mialoha ny vavaka
. hanomana ny tiantsika hangatahana amin’Andriamanitra amin’ny alalan’I Masina Maria mialoha ny vavaka
Advertisement

Event Venue

Online

Sharing is Caring: